Bijouterie & Arts SOA Tantely

Bijouterie & Arts SOA Tantely Vente en détail(Bijoux/Arts) - Création&Réparation(Bijoux)

❗Arrivage boîte à bijoux mamy kely o❗       🎁Mety asiana cadeaux🎁👉 Boîte à parure👉 Boîte à collier 💸Prix: 🤑 27 000 Ar / ...
01/04/2025

❗Arrivage boîte à bijoux mamy kely o❗

🎁Mety asiana cadeaux🎁
👉 Boîte à parure
👉 Boîte à collier

💸Prix: 🤑 27 000 Ar / paquet de 12
🤑 2 500 Ar / 1

Afaka mandefa ✉️mp✉️ na miantso ny laharana ☎️034 39 472 20☎️ avy hatrany.

Coucou mes chers abonnés!!! 🥰👋   ❗ Ito misy idée cadeau tsara kely ho an'izay mbola tsy nahita o ❗ Sady mety atao bague ...
13/02/2025

Coucou mes chers abonnés!!! 🥰👋

❗ Ito misy idée cadeau tsara kely ho an'izay mbola tsy nahita o ❗ Sady mety atao bague de fiançailles.

🚚 Manao livraison
📞 034 39 472 20

👋 Coucou daholo 👋   Elaela kely indray izahay tsy hita koa indro ary ny vaovao atolotra anareo 🥰   ✨ Firavaka ho an'ny l...
22/01/2025

👋 Coucou daholo 👋
Elaela kely indray izahay tsy hita koa indro ary ny vaovao atolotra anareo 🥰

✨ Firavaka ho an'ny lehilahy indray ary e!!!
👉 Bague chevalier en argent
👉 Misy vato manga
👉 Tefy tanana

✨ Mandray commande hatranykoa izahay koa aza misalasala miantso na mandefa hafatra miafina.

📞 034 39 462 20
🚚 Manao livraison

❕ Ito ary e! Aza taraiky fa sao tsy mahazo eo. ❕   ✨ Peratra volafotsy misy vato    ✨ Prix : 18 000 Ar   ✨ Disponible de...
09/01/2025

❕ Ito ary e! Aza taraiky fa sao tsy mahazo eo. ❕
✨ Peratra volafotsy misy vato
✨ Prix : 18 000 Ar
✨ Disponible de suite

☎️ 034 29 472 20
🚚 Manao livraison

✨ Boîte tsara kely✨👉 Mety tsara raha atao cadeau ilay firavaka👉 Mora kely io an. 💸 1 500 Ar 💸 ny singany                ...
09/01/2025

✨ Boîte tsara kely✨
👉 Mety tsara raha atao cadeau ilay firavaka
👉 Mora kely io an. 💸 1 500 Ar 💸 ny singany
💸 25 000 Ar 💸 ny paquet

!Rehefa avy eo ilay arrivage vaovao an!

☎️ 034 39 472 20
🚩 Atandrokomby & Ampitatafika

❗Salama daholo❗   Ohatran'ny hoe efa elaela tsy nisy vaovao e????Ito misy kavina mamikely 😍🥺👉 Kavina volafotsy 👉 Vato œi...
09/01/2025

❗Salama daholo❗
Ohatran'ny hoe efa elaela tsy nisy vaovao e????
Ito misy kavina mamikely 😍🥺
👉 Kavina volafotsy
👉 Vato œil de tigre bleu
👉 Hidiny: presse
👉 Disponible

🛑 Mandray commande foana ihany koa, afaka atao œil de tigre marron na rose, afaka atao kelikely ny vato.

☎️ 034 39 472 20
🚚 Manao livraison
🚩 Lieu: Ampitatafika & Atandrokomby

❗ Hello ❗   👉 Ireto misy pendentifs tsara sady mora kely 🥺😍   👉 Disponible de suite    👉 Volafotsy tefy tanana ☎️ 034 39...
06/01/2025

❗ Hello ❗
👉 Ireto misy pendentifs tsara sady mora kely 🥺😍
👉 Disponible de suite
👉 Volafotsy tefy tanana

☎️ 034 39 472 20
🚚 Manao livraison

Faly miarahaba antsika rehetra indray 🥰🤗       ✨ Bracelet indray ary ireto e!!    Tsara kely daholo 😍. Avy dia mandefa m...
05/01/2025

Faly miarahaba antsika rehetra indray 🥰🤗

✨ Bracelet indray ary ireto e!!
Tsara kely daholo 😍. Avy dia mandefa mp mivantana amin'ny pejy manontany raha misy mahaliana tompoko.
Disponible daholo ireo fa mandray commande foana koa anefa.

☎️ 034 39 472 20
🚚 Manao livraison
🚩 Toerana: Ampitatafika & Atandrokomby

❗Coucou les amis❗          💥 NOUVEL ARRIVAGE 💥👉 Bague jongue en argent 👉 22 000 Ar l'unité ☎️ 034 39 472 20🚚 Livraison p...
03/01/2025

❗Coucou les amis❗

💥 NOUVEL ARRIVAGE 💥
👉 Bague jongue en argent
👉 22 000 Ar l'unité

☎️ 034 39 472 20
🚚 Livraison possible
🚩 Ampitatafika & Atandrokomby

🥰 Salama daholo 🥰   Vita izay ny fety, miasa amin'izay 🥺😅👉 Ito aloha no anombohantsika ny taona    🔹 Kavina manja kely  ...
02/01/2025

🥰 Salama daholo 🥰
Vita izay ny fety, miasa amin'izay 🥺😅

👉 Ito aloha no anombohantsika ny taona
🔹 Kavina manja kely
🔹 25 000 Ar 💸

☎️ 034 39 472 20
🚩 Ampitatafika & Atandrokomby
🚚 Manao livraison

🥳 ❗ARAHABAINA NAHATRATRA NY ASARAMANITRA E❗🥳   Enganie ity taona vaovao ho diavina ity hitondra soa ho antsika rehetra 🥰...
31/12/2024

🥳 ❗ARAHABAINA NAHATRATRA NY ASARAMANITRA E❗🥳
Enganie ity taona vaovao ho diavina ity hitondra soa ho antsika rehetra 🥰🥂
Samy ho tahian'Andriamanitra, dia manaova fety sambatra 🤗💖

Address

Antananarivo
102

Telephone

+261343947220

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bijouterie & Arts SOA Tantely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share