Bijoux Ntsoa 2.0

Bijoux Ntsoa 2.0 Bijoux Ntsoa: Creation , transformation , model unique
En or et Argent⚪🔴
contacte:+2610345291146
Whatsapp :+2610345291146
email.

Bjouterientsoa .com
Bijoux Ntsoa :“ Manome ny tsara hatrany”

✨ OFFRE SPÉCIALE SAINT VALENTIN ✨❤️ Fitiavana voasoritra amin’ny firavaka, fanomezana lavorary ho an’ny olon-tiana! ❤️Ny...
07/02/2025

✨ OFFRE SPÉCIALE SAINT VALENTIN ✨

❤️ Fitiavana voasoritra amin’ny firavaka, fanomezana lavorary ho an’ny olon-tiana! ❤️

Ny Saint-Valentin dia fotoana manokana ho an’ny mpifankatia. Mba hampisy dikany bebe kokoa izany, Bijoux Ntsoa dia manolotra fihenan mbidy -15% amin’ny firavaka voatokana! 💍✨

🎁 Cadeau parfait ho an’ny olon-tianao : Firavaka manaitra sy kanto, mety amin’ny vehivavy sy lehilahy. Raha te hanome fahatsiarovana maharitra, dia ny firavaka vita amin’ny tanana, tsy manam-paharoa ary manaitra no safidy tsara indrindra.

💖 Pourquoi choisir Bijoux Ntsoa?
✅ Tefin-tanana – Firavaka vita amin’ny fitiavana sy fikarakarana manokana
✅ Haingo tsara sy lamaody – Mety amin’ny akanjo sy fotoana rehetra
✅ Personnalisable

📅 Valable du 7 au 17 Février
📍 Commandez dès maintenant sur notre page Bijoux Ntsoa

⏳ Aza miandry ela! Alefaso izao command dieny mbola misy fihenam-bidy! 🔥💍

araha hatrany ny pejy fa hisy tolotra miavaka amin ity. volana ity🥰😊😋 tena miavaka tsy fahita firy
06/02/2025

araha hatrany ny pejy fa hisy tolotra miavaka amin ity. volana ity🥰😊😋 tena miavaka tsy fahita firy

💎 TSY NINO AHO, FA TENY AN-TRANO NO NAOVANA SERVICE APRÈS-VENTE! 💎Nisy mpanjifa iray,  nividy peratra volafotsy natao te...
05/02/2025

💎 TSY NINO AHO, FA TENY AN-TRANO NO NAOVANA SERVICE APRÈS-VENTE! 💎

Nisy mpanjifa iray, nividy peratra volafotsy natao tefin-tanana taminay. Tena tiany ilay izy satria maha-te ho tia sy mirentirenty. Rehefa afaka volana vitsivitsy anefa, dia tsapany hoe somary niova endrika ilay peratra noho ny fikarakarana tsy nety nataony(naloto). 😢

Nalahelo be izy, saingy rehefa tadidiny fa BIJOUX NTSOA dia manome SERVICE APRÈS-VENTE na aiza na aiza misy anao eto Madagasikara, dia nifandray taminay avy hatrany izy. 🚀 Tsy nandany fotoana izy, dia noraisinay ilay peratra, navaozina, ary natao toy ny vaovao indray!

Sambany izy nahita tolotra tahaka izany! Misy garantie amin’ny firavaka rehetra ataonay, ka tsy matahotra ho very ny vola naloanao! 😍

Ny tena nahavariana azy, dia amin’ny 5000Ar monja dia efa afaka mahazo firavaka volafotsy tena raitra! ✨ Tsy vitan’izay fa manome endrika sy fanamboarana manokana araka izay irinao koa izahay.

📞 Tianao ho azo antoka ny firavakao? Mifandraisa aminay izao!
📩 WhatsApp/Tel: +261 034 529 1146
📧 Email: [email protected]

Heyyy😋  efa ho avy ity ny fetin mpifankatia 💘❤ alefaso dia izao ny commend nao fa ho fanomezana ho olon tinao indrindra ...
04/02/2025

Heyyy😋 efa ho avy ity ny fetin mpifankatia 💘❤
alefaso dia izao ny commend nao fa ho fanomezana ho olon tinao indrindra 😚
Mankasitra tompoko

🌿 Ny Zanakavavin’ny Volafotsy 🌿Tamin’ny andro taloha, tany amin’ny tanàna kely iray, nisy vehivavy atao hoe Ny Aina. Nan...
03/02/2025

🌿 Ny Zanakavavin’ny Volafotsy 🌿

Tamin’ny andro taloha, tany amin’ny tanàna kely iray, nisy vehivavy atao hoe Ny Aina. Nanan-karena volafotsy be dia be ny fianakaviany, satria mpanao firavaka tamin’ny volafotsy ny razambeny. Hoy ny renibeny taminy indray andro:

— "Ny volafotsy dia tsy metaly fotsiny. Manana tantara sy hery miafina izy. Raha hainao ny mikarakara azy, ho entiny amin’ny lalana tsara ianao." ✨

Nanomboka nianatra ny asa fitotoana, fandrendrehana, sy fanefena volafotsy i Ny Aina. Nampianarin’ny dadany izy hoe:

— "Tsy ampy hoe tsara ny firavaka, fa tokony hahatsapa hafanana sy hasina ao amin’ny firavakao ny mpividy." 💎

Niezaka izy, ary nahavita firavaka manokana, naravaka amin’ny tanana, vita avy amin’ny fitiavana sy hatsaran-tarehy. Nandritra ny androm-piainany dia nitohy naneho ny hakanton’ny volafotsy i Ny Aina, ary tamin’ny farany, lasa anarana malaza tamin’ny firavaka vita tanana izy.

✨ Bijoux Ntsoa ✨ dia manohy io tantara io ankehitriny. Firavaka tsy vitan’ny hoe tsara tarehy, fa mitondra hafanana sy hasambarana amin’izay mitafy azy. Raha mila firavaka volafotsy maha-tefin-tanana sy maha-manitra, mifandraisa amin’ny Bijoux Ntsoa:

📞 +2610345291146

💍 Satria ny volafotsy dia tsy metaly fotsiny—fa tantara sy hatsaran-tarehy mitohy. 💫

💎 Febroary, volana feno fitiavana sy hafanana! Enga anie ity volana ity hitondra fahombiazana, fitiavana ary fahasambara...
01/02/2025

💎 Febroary, volana feno fitiavana sy hafanana! Enga anie ity volana ity hitondra fahombiazana, fitiavana ary fahasambarana ho anao sy ny fianakavianao! 🌸

🔹 Manam-potoana hanomezana fanomezana manokana ho an’ireo olon-tiantsika! Bijoux Ntsoa dia eto hanome anao firavaka tefin-tanana sy manitra, natao hahatonga anao sy ny olon-tianao ho voasodrano amin’ny hakanto sy ny hatsarana! ✨

📩 Mifandraisa aminay amin’ny [email protected] raha mila firavaka namboarina manokana ho anao!

🎁 Tsy adino ny fankalazana ny fitiavana—mividiana firavaka mampiavaka sy manome lanja ny fitiavana! ❤️💍

💎 “Ny olona mahomby dia tsy miandry vintana, fa mamorona azy!” 💎Tsy ampy ny manonofy, fa mila miasa mafy sy miezaka isan...
31/01/2025

💎 “Ny olona mahomby dia tsy miandry vintana, fa mamorona azy!” 💎

Tsy ampy ny manonofy, fa mila miasa mafy sy miezaka isan’andro! Raha te ho miavaka, manintona, ary manana herim-po, dia ankafizo ny hatsaran’ny firavaka vita tanana ao amin’ny Bijoux Ntsoa. 🌟

Ny firavaka tsara dia manome fahatokisana, manasongadina anao, ary manome hery hiatrika ny ho avy! 🚀

📩 Aza misalasala mifandray aminay
📞 WhatsApp: +2610345291146

👉 Aza miandry vintana, fa mamorona azy amin’ny safidinao!

Fantatrao ve fa misy... 🤩 Rehefa manjifa ato amin ny Bijoux Ntsoa dia  Garantie sy serivice de vente ato amin ny Bijoux ...
30/01/2025

Fantatrao ve fa misy...
🤩 Rehefa manjifa ato amin ny Bijoux Ntsoa dia Garantie sy serivice de vente ato amin ny Bijoux Ntsoa
Naiza naiza misy anao partous a Madagascar 🇲🇬
koa manasa anao hitsidika an pejy ary ee☺☺☺
Contacte +2610345291146

Bijoux Ntsoa. dia manome ny tsara hatrany😘😍😍
25/01/2025

Bijoux Ntsoa. dia manome ny tsara hatrany😘😍😍

🔸Maro ireo mihinana   indrindra fa   ampiarahana amin’ny saosy  . Manana ny safidiny ny tsirairay raha hihinana azy miar...
24/01/2025

🔸Maro ireo mihinana indrindra fa ampiarahana amin’ny saosy . Manana ny safidiny ny tsirairay raha hihinana azy miaraka amin’ny taovany na tsia.
⭕Maro ireo voka-tsoa azo avy amin’ny fihinanana azy: mifono “fer” betsaka indrindra izy. 100 grama amin’ny Tekateka dia efa miharo 14 mg-ana “fer”. Tena ilain’ny olona tsy ampy rà, olona rera-dava. Manampy amin’ny fanatoniana ny rarin-tsaina sy ny tsy fahitana torimaso izy, ahitana vitamin B1, manampy amin’ny famokarana “globules rouges”.
Mila proteina ny vatana izay manampy amin’ny fanavaozana ny “tissus musculaires”. Manan-karena vitamin A, B,...

eooooo😜😜😜
24/01/2025

eooooo😜😜😜

"Mikatsaka firavaka tokana sy manaitra? Bijoux Ntsoa no safidy tsara indrindra! Firavaka vita tanana, tsara, ary mamirat...
23/01/2025

"Mikatsaka firavaka tokana sy manaitra? Bijoux Ntsoa no safidy tsara indrindra! Firavaka vita tanana, tsara, ary mamiratra, natao manokana ho anao. Manome safidy fanaingoana araka ny sitraponao izahay! Mifandraisa aminay izao: 📞 +261 034 529 1146. Mpanefy kalitao, mpanefy zadra raharaha! ✨"

Address

Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bijoux Ntsoa 2.0 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Bijoux Ntsoa 2.0:

Share