KA-ute .store

KA-ute .store Votre satisfaction c'est notre plaisir

Comandeny cliente Manja Kely avy any Fianara avy any 🥰😘❤️Hortensia ilay blanc bé no safidiny eto Mbola dispo hoanizay mi...
13/02/2026

Comandeny cliente Manja Kely avy any Fianara avy any 🥰😘❤️

Hortensia ilay blanc bé no safidiny eto

Mbola dispo hoanizay mila an 😍

Zao kosa ny hatsarany Hortensia antsika e 🥰👌✨18.000 ar mahazo 2 tiges mamy Kely
11/02/2026

Zao kosa ny hatsarany Hortensia antsika e 🥰👌✨

18.000 ar mahazo 2 tiges mamy Kely

Tinareo loatra anie ity Hortensia mamy Kely ity e 🥰🌻✨Ataontsika promotion be izy fa araraoty ary❌2 tiges pour 18.000 ar ...
11/02/2026

Tinareo loatra anie ity Hortensia mamy Kely ity e 🥰🌻

✨Ataontsika promotion be izy fa araraoty ary

❌2 tiges pour 18.000 ar Raha toa ka 25.000 ar aminy vidiny andavanandro 🥹😍

✨ Hortensia artificiel Manome effet naturel eryh👌
✨ Vonikazo simple nefa "Miaja Kely" ary manome
endrika mahafatifaty ny latabatra na chambre na biraonao ☺️🥰
✨Maro be reo ny Loko Mbola Afaka misafidy tsara
✨Afaka atao loko samy hafa ny 2 tiges izay safidinao

📱📞 Contacte : 038 34 305 56
🛵Manao livraison izahay ary mandefa aminy faritra rehetra misy anao 🛵

Arrivage mamy KelyDisponible en gros uniquement
09/02/2026

Arrivage mamy Kely

Disponible en gros uniquement

🌸 Arrivage tapis descente de lit 🌸✨Tapis tena mafinaritra  kely 🥰 ✨ Volo fourrure  lava sy  tena malefaka be tsisy otriz...
28/01/2026

🌸 Arrivage tapis descente de lit 🌸

✨Tapis tena mafinaritra kely 🥰
✨ Volo fourrure lava sy tena malefaka be tsisy otrizany,tsy mora miongotra
✨Anti-dérapant tsara ny ao ambadika
✨Mora sasaina kely
✨Afaka atao tapis couloir,chambre, sns..

✨Couleur tena Bediabe azo safidianana tsara: bleu ciel, blanc,jaune telma,jaune poussin,rouge, grenat,gris.. rose crème

⚫Dim: 1m50 * 60 cm

✅70.000 ar

📞📱Tel : 038 34 305 56
🛵Manao livraison izahay ary mandefa aminy faritra ihany koa 🛵

🌸Gourde mafatifaty Kely 🥰🌸✨Ra mila kalitao aloha de aza misalasala mihintsy mifidy azy✨Gourde thermos ( tena mitana hafa...
27/01/2026

🌸Gourde mafatifaty Kely 🥰🌸

✨Ra mila kalitao aloha de aza misalasala mihintsy mifidy azy
✨Gourde thermos ( tena mitana hafanana maharitra)
✨Ref alu 316 ( milay be)
✨Tadiny mafy Sady matevina tsara
✨Couleur ( rose crème et beige crème)
✨ Capacité 600 ml

❌PRIX : 25.000 AR Monja nefa tena tsara

📱📞 Contact: 038 34 305 56
Manao livraison izahay ary mandefa aminy faritra rehetra 🛵🛵

Heyyh.. vidio dieny izao 😍❤️Tolory  anireto nounours mamy Kely ireto anie ny olotianao e 🥰🙏Araraoty fa model unique an ....
23/01/2026

Heyyh.. vidio dieny izao 😍❤️

Tolory anireto nounours mamy Kely ireto anie ny olotianao e 🥰🙏

Araraoty fa model unique an .. ray isany isany fa tsisy maro 👌
Nounours gilady be 🥰

À partir 35.000 ar

📱Tel: 038 34 305 56
Livraison Partout à Madagascar 🛵

☕Service à café lux  12 pièces ☕* 6 tasse + 6 sous tasse *Matière en verre avec bordure doré *Mazaka mangotraka .. ❌45.0...
22/01/2026

☕Service à café lux 12 pièces ☕

* 6 tasse + 6 sous tasse
*Matière en verre avec bordure doré
*Mazaka mangotraka ..

❌45.000 ar

📱Contacte: 038 34 305 56
✨Manao livraison izahay ary mandefa aminy faritra rehetra misy anao 🛵

20.000 ar seulement Scoubidou Mafy Sady mateza tsara ✨
15/01/2026

20.000 ar seulement

Scoubidou Mafy Sady mateza tsara ✨

Scoubidou tena hoe lux Kely 🥰🙏Alefako aveo ny pointure dispo 20.000 ar seulement 👌
15/01/2026

Scoubidou tena hoe lux Kely 🥰🙏

Alefako aveo ny pointure dispo

20.000 ar seulement 👌

😍Iza daoly no niandry an'i " Manjakely" moou? 😍✨Fleur hortensia artificiel 🌸🌼✨Effet naturel mamy Kely 🌼✨Bediabe Ireo ny ...
15/01/2026

😍Iza daoly no niandry an'i " Manjakely" moou? 😍

✨Fleur hortensia artificiel 🌸🌼
✨Effet naturel mamy Kely 🌼
✨Bediabe Ireo ny couleur Afaka manarapo tsara

Efa réel daholo ny sary tompoko 🙏

❌2 tiges pour 20.000 ar

📱📞Tel : 038 34 305 56
Manao livraison izahay ary mandefa aminy faritra rehetra misy anao 🛵

🌻 Fa ity koa tsy ambakany an 🌻✨𝐌𝐈𝐍𝐈 𝐌𝐈𝐗𝐄𝐔𝐑 𝐏𝐎𝐑𝐓𝐀𝐁𝐋𝐄 + 𝐆𝐎𝐔𝐑𝐃𝐄 amin'ilay original✨✨➡️  : 400 ml *2 ,45W✨𝐀𝐅𝐀𝐊𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐉𝐔𝐒 𝐍𝐀...
14/01/2026

🌻 Fa ity koa tsy ambakany an 🌻

✨𝐌𝐈𝐍𝐈 𝐌𝐈𝐗𝐄𝐔𝐑 𝐏𝐎𝐑𝐓𝐀𝐁𝐋𝐄 + 𝐆𝐎𝐔𝐑𝐃𝐄 amin'ilay original✨
✨➡️ : 400 ml *2 ,45W

✨𝐀𝐅𝐀𝐊𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐉𝐔𝐒 𝐍𝐀 𝐀𝐈𝐙𝐀 𝐍𝐀 𝐀𝐈𝐙𝐀 𝐎!
🔹 Rechargeable avec USB
🔹 Mora ampiasaina,6 lames maranitra tsara
🔹 Mety hanaovana jus,smoothies,
🔹Afaka itotoina sakafon jaza

Prix: 35.000 ar

Tel : 038 34 305 56
Manao livraison izahay ary mandefa aminy faritra rehetra misy anao

Address

Vente En Ligne
Tananarivokely
101

Opening Hours

Monday 08:21 - 16:30
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261380560175

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KA-ute .store posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share