Boucles d'Or Mdg

Boucles d'Or Mdg Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Boucles d'Or Mdg, Ambohibao.
(1)

26/03/2026

🎥 Live shopping isika à 13:00 😍 Mbola mitohy ny arrivage. Tena tsirairay Kely izy ato fa aza tara 🥰

🌸 Vehivavy ndri de hafa mihitsy aki Ilay sentiment an'ilay hoe mahazo compliments avy amin'ny vehivavy rehefa manao bijo...
25/03/2026

🌸 Vehivavy ndri de hafa mihitsy aki Ilay sentiment an'ilay hoe mahazo compliments avy amin'ny vehivavy rehefa manao bijoux an 😅 🌸

💋 Surtout hoe vehivavy manana prestige 😘 vehivavy manana goût ilay mandokandoka andri 👌 (bon! Les goûts ne se discutent pas mais... 🤭) 🥰 tena hoe matsiro anie aki izany e👌

🔥 De tena iny ndri fa lasa mahatoky tena kely ❤️ de mila manana be dia be samy hafa amin'izay 😁 fa c'est bon pour le moral 😍 tsy voavidy vola anie aki izany sensation izany e 😎

🌹 Izahay rehefa maka entana de tena hoe misafidy izay zavatra miavaka, tsy atao be dia be, maka an'ilay bijoux mampiakatra valeur ireny e... Parce qu'on vous connait de tena miezaka maka ilay tena ilainareo:

👉 Bijoux unique
👉 Bijoux maharitra
👉 Et surtout abordable satria mila be dia be 😁

🌹 Ireto ary ny arrivage-ntsika de angalao fafifiny tsara de alefaso ao amin'ny mp ny commande-ndri 😘

📞034 70 073 86
📍Casin Mall Soarano box C1-4 rez de chaussée tatamax ouvert du lundi au vendredi

🤎 A partir de 100 000pts foana ny cadeau an 🤎Zaraintsika azy roa ny lot amin'ity semaine ity 😘😘Rova Ny Aina sy Maman'i A...
24/03/2026

🤎 A partir de 100 000pts foana ny cadeau an 🤎

Zaraintsika azy roa ny lot amin'ity semaine ity 😘😘
Rova Ny Aina sy Maman'i Anjara

24/03/2026

Afaka mitohy manaraka live ao anaty Tiktok: domoina.elkatia isika rehetra

Andao ary o 🥰🥰🥰😘👍❤

24/03/2026

Coucou les amours 🥰 Live izahay today 🥰 anio

24/03/2026

🥰 Arrivage matsiro 🥰 inédit

🎥  LIVE SHOPPING ARRIVAGE à 13:00 ny fotoanantsika. Aza tara fa tena tsy be dia be izy ato an. 😋 Tena Matsiro aki izy at...
24/03/2026

🎥 LIVE SHOPPING ARRIVAGE à 13:00 ny fotoanantsika. Aza tara fa tena tsy be dia be izy ato an.

😋 Tena Matsiro aki izy ato an
.. Tena hoe 💋 Sady tsy misy ho an'ny rehetra an

Natao zavatra tsy be mpanana mihitsy 😍 de MBA samy spécial Kely daholo nareo

Bisous fa rehefa avy eo

24/03/2026

✨ 🔥 N.E.W. C.O.L.L.E.C.T.I.O.N. 🔥 ✨

De nouvelles merveilles viennent d’arriver en boutique… et cette fois encore, ce sont de véritables coups de cœur 💛

Vous y trouverez de jolies pièces uniques, soigneusement sélectionnées, parfaites pour sublimer vos tenues avec élégance. Chaque modèle a son charme, son caractère… et surtout, il n’y en aura pas pour tout le monde 🌸

C’est le moment de vous faire plaisir ou de trouver LA pièce spéciale qui fera toute la différence 💋

📍 Disponible dès maintenant
💌 Premier arrivé, premier servi

N’hésitez pas à me contacter en message privé pour réserver 💕

🔥 Soyez la première à shopper cette nouvelle tendance de foulard bijou 🔥
23/03/2026

🔥 Soyez la première à shopper cette nouvelle tendance de foulard bijou 🔥

19/03/2026
19/03/2026

Miditra live bijoux en acier inoxydable isika dans 10mn

Address

Ambohibao
101

Telephone

+261347008613

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Boucles d'Or Mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Boucles d'Or Mdg:

Share