Bullock Piercing & Fashion MDG

Bullock Piercing & Fashion MDG Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bullock Piercing & Fashion MDG, Antananarivo.

Nisy problème ireto ny compte-ko dia tsy hitanareo teto mihitsy ah elaela ah😥🥺Ny message ato  efa rétabli,dia efa miezak...
13/03/2026

Nisy problème ireto ny compte-ko dia tsy hitanareo teto mihitsy ah elaela ah😥🥺
Ny message ato efa rétabli,dia efa miezaka mamaly tsikelikely ny mp anareo za❤️
Ao ao Anosy ah rapitso dia
Ho an’izay ho avy afaka maka rendez-vous dieny izao mba mora andaminantsika azy📔

📞033 14 723 15 📞

❤️‍🔥❤️‍🔥
13/03/2026

❤️‍🔥❤️‍🔥

Ataontsika promo vé ty rapitso?😍Miteny foana ihany ah fa misy Mbola tsy mahalala mantsy hoe sur rendez-vous foana daholo...
06/03/2026

Ataontsika promo vé ty rapitso?😍
Miteny foana ihany ah fa misy Mbola tsy mahalala mantsy hoe sur rendez-vous foana daholo aloha ny antsika ny piercing 🗓️dia mba milamina tsara tsika 🥰

Ndraindray mety tsy voavaliko vetivety ny Mp anareo noho ny asabe ako😫fa miezaka foana anefa za mamaly le plus vite possible araky izay vitako✨

📞033 14 723 15📞

Nareo koa vé mitovy aminah🤣😭Tsy aiko na efa areti-tsaina hafa Kely nefa dia samy aiguille Zao ihany anefa💉😂Za zany le ma...
02/03/2026

Nareo koa vé mitovy aminah🤣😭
Tsy aiko na efa areti-tsaina hafa Kely nefa dia samy aiguille Zao ihany anefa💉😂
Za zany le manindrona olona tsy mahalala Maty fa rehefa anjarako tena gidragidra 🤣 🤣

Samy manana ny choix any sy ny mahafinaritra azy fa ny asanay dia manatateraka fotsiny Raha toa ka "réalisable" Ilay izy...
27/02/2026

Samy manana ny choix any sy ny mahafinaritra azy fa ny asanay dia manatateraka fotsiny Raha toa ka "réalisable" Ilay izy 📌

On peut avoir des goûts différents sans se juger🤍
Le plus important c'est se sentir bien dans sa peau✨
Respectons les goûts des autres, sans jugement. 🤍

Ton Corps, ton Style, ton Choix👌

Inty aho ho an'izay projet de Piercing anareo rehetra 💫

©️ Bullock Sandr'ah Piercing
📞033 14 723 15📞

Iza daholo no misy problème ? Na tsy taminah Ary no natao dia hoeto aty fa tsaboiko foana eh💫Misy fotoana somary elaela ...
25/02/2026

Iza daholo no misy problème ?
Na tsy taminah Ary no natao dia hoeto aty fa tsaboiko foana eh💫
Misy fotoana somary elaela Kely vao voavaliko le mp fa aza matahotra fa tsy maintsy valiako foana💎Somary bé asa Kely fotsiny ah📌fa miezaka foana anefa mamaly le plus vite possible araky izay vitako ✨

❌Sur rendez-vous foana ihany aloha ❌mandrapah fa miteny eo foana ihany za rehefa afaka Tonga Dia Tonga fotsiny nareo 🌸

📞033 14 723 15📞

Androany aho te ampahafantatra an'ity zavatra ray ity .Fanovana ara-batana iray mbola tsy dia fahita eto amintsika 👀 " "...
22/02/2026

Androany aho te ampahafantatra an'ity zavatra ray ity .
Fanovana ara-batana iray mbola tsy dia fahita eto amintsika 👀
" " izay modification corporelle na fanovana ara-batana anasarahana ny lela ho roa👅
Efa misy any amin’ny firenena maro izy ity, ao anatin'izay tontolon’ny body modification izay.

Tsy hamporisika aho akory fa hampahafantatra sy hanazava fotsiny🤍

Ahoana ny hevitrareo ty aloha🤗?

Dispo ity model pointu ity💫Afaka asiana azy daholo ireo👇Dispo en 6mm, 8mm, 10mm et 12mm 🚴Service de livraison misy foana...
21/02/2026

Dispo ity model pointu ity💫
Afaka asiana azy daholo ireo👇
Dispo en 6mm, 8mm, 10mm et 12mm

🚴Service de livraison misy foana🚴
📞033 14 723 15📞

Double Forward Hélix indray ity fa tsy triple🌸Tsara foana fa izay safidinareo ihany ❤️ Za Sady manampy manoro manome idé...
21/02/2026

Double Forward Hélix indray ity fa tsy triple🌸
Tsara foana fa izay safidinareo ihany ❤️
Za Sady manampy manoro manome idée anareo eo ihany🥰

Tena lasa weekend sisa za no mba tena libre pour les projets piercing aloha ato ato🥺🥰fa iezahatsika alamina eo foana❤️

Afaka mandefa Mp anah nareo na Tonga koa 📞033 14 723 15📞

20/02/2026

Mba Ilay fianarana natao ihany aloha eh 🤭🤣

Rapitso samedi dispo za ho an'izay ho avy anao piercing 💉Raha tsy naka rendez-vous dia tsaratsara nareo mba milaza amina...
20/02/2026

Rapitso samedi dispo za ho an'izay ho avy anao piercing 💉
Raha tsy naka rendez-vous dia tsaratsara nareo mba milaza aminah mialoha mba mora anaovako organisation 🌸na ny handaminako na ny hi-steriliseko ny matériel 🌡️

Raha misy fanontaniana dia afaka mandefa Mp direct📩 na
📞033 14 723 15📞

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261325810823

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bullock Piercing & Fashion MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share