Miss Chic & Precieuse

Miss Chic & Precieuse Magasin des bijoux et d'autres articles pour femme

Aza adino fa ef misy karazany ny modèle « bague personnalisé » ato aminay an🥰Prix tsy miova fa mitovy daholo 👉20000ar fi...
19/07/2025

Aza adino fa ef misy karazany ny modèle « bague personnalisé » ato aminay an🥰
Prix tsy miova fa mitovy daholo 👉20000ar fixe 🥰
Marihina fa « Volafotsy pure♥️ »
Sur commande fa tsy dispo de suite
!!!!!!Tsy maintsy mandefa avance 5000ar vao valider ny commande🥰
Efa taille reglable/standard avokoa
📞0345929239

Bonsoir 🥰Ireto indray ny asa vita ary koa ankafizo e🥰😍Misaotra foana nahatoky 🙏🙏😘😘♥️♥️📞0345929239
27/06/2025

Bonsoir 🥰
Ireto indray ny asa vita ary koa ankafizo e🥰😍
Misaotra foana nahatoky 🙏🙏😘😘♥️♥️
📞0345929239

Coucou🥰hanao retour kely ny asa vita indray aho😍tena faly satria arapotoana tsara ny asa😍😍Comme promis dia vita omaly av...
18/06/2025

Coucou🥰hanao retour kely ny asa vita indray aho😍tena faly satria arapotoana tsara ny asa😍😍
Comme promis dia vita omaly avokoa ny commandenareo♥️♥️
Tena misaotra anareo nanaraka ny fepetra napetrakay mba isoroana aminy tsy fahavitany🙏🙏
Dia mbola hoapetraka foana ny fepetra satria nahatsara zavatra tokoa🥰
👉Tsy maintsy mandefa avance 5000ar izay hanao commande vao afaka manomboka ny asa izahay dia 7jours ny faharetany asa🥰

Mitohy foana ny fandraisana commande bijoux en argent personnalisés
-Bague 20000ar
-collier 35000ar
-bracelet enfant 40000ar
-bracelet adulte 60000ar
📞0345929239
Mankasitraka foana izahay tompoko🙏🙏♥️😘

Efa afaka mandray commande peratra volafotsy personnalisé izahay🥰♥️Mba iangavina izay tena haka ko manao commandeVoatery...
05/06/2025

Efa afaka mandray commande peratra volafotsy personnalisé izahay🥰♥️
Mba iangavina izay tena haka ko manao commande
Voatery nametraka fandaminana vaoavao izahay hialana aminy perte🥰 satria de tena maro no tsy matotra🥹
👉Tsy maintsy mandefa avance 5000ar izay manao commande !!!!!
Ary ny commande dia raisina 7jours après commande fa tsy misy dispo de suite ny antsika aminy maha personnalisé azy dia mbola vao hoatao 🥰♥️
Ampitiavana be ♥️♥️
📞0345929239

Efa afaka manomana cadeaux hoany papa koa an😁🥰😜
24/05/2025

Efa afaka manomana cadeaux hoany papa koa an😁🥰😜

Samy ho tratriny rahampitso daholo dia manaova fety sambatra be daholo ry maman an😘😍♥️Ho tahin’Andriamanitra foana anie ...
24/05/2025

Samy ho tratriny rahampitso daholo dia manaova fety sambatra be daholo ry maman an😘😍♥️
Ho tahin’Andriamanitra foana anie isika ho salama lalandava ♥️
Eto dia mankasitraka hoan’ireo izay nametraka ny fahatokisany tamin’ity fetiny Reny ity 🥰🥰

Mbola tsy tara raha izao no manao commande cadeaux hoan’i  Maman an🥰♥️Vita afaka 7jours foana ny antsika fa tsy dispo de...
24/05/2025

Mbola tsy tara raha izao no manao commande cadeaux hoan’i Maman an🥰♥️
Vita afaka 7jours foana ny antsika fa tsy dispo de avy hatrany🥰
Volafotsy pure ♥️

J'adore😍❤
20/05/2025

J'adore😍❤

Andro sisa no isaina dia tonga ny fetiny Reny 🥰😍Ataotsika tsy hoadinon’i Neny io fotoana iray io amin’ny alalan’ireto fa...
16/05/2025

Andro sisa no isaina dia tonga ny fetiny Reny 🥰😍
Ataotsika tsy hoadinon’i Neny io fotoana iray io amin’ny alalan’ireto fanomezana mami be ireto 🥰♥️
« Firavaka volafotsy personnalisée » afaka asiana anarana sady prix promotion be fa faradoboka ity an😍😍
Ireto avy ny prix 👇🏼👇🏼

♥️Bague 20000ar
♥️Collier fine 35000ar

Ahoana ary no atao de afaka manjifa izany enao????
👉Mandefa mp na miantso avy hatrany ny 0345929239
👉Omenao ny anarana ary tsy misy atahorana ny resaka taille satria dia efa reglable izy io😉
👉Mandefa avance 5000ar
👉Afaka 5 jours dia voarainao ny entana tsy mila mideplace satria misy livreur izahay aminy sarany 3000ar raha eto tanà ianao ,afaka mandefa any aminy faritra rehetra hiany koa 🥰

NB (misy vaovao tsara be koa😍😍😍afaka fonosina volamena ny volafotsy ato aminay aminy sarany hafa indray ary hoavokako eto ny santionany ka raha mahaliana anao de aza misalasala mifandray aminay🥰)

Salama daholo indray😘Anombohako azy aloha dia mialatsiny ry zareo raha tsy teto nandritry ny fotoana naharitra izahay a🙏...
09/05/2025

Salama daholo indray😘
Anombohako azy aloha dia mialatsiny ry zareo raha tsy teto nandritry ny fotoana naharitra izahay a🙏izay nohon’ny fandaminana ny asa moa izany🥰ary mampanantena anareo izahay fa ho eto foana manomboka izao♥️♥️

Ireto ary ilay efa niandrasanareo foana e😍😍
« FIRAVAKA VOLAFOTSY PURE »
Sady efa kakaiky ny fetin’ny Reny afaka atao cadeaux tsara ireto firavaka volafotsy personnalisé ireto😍😍

Bague :20000ar
Collier fine (manify) :35000ar

📞O345929239

Address

Analamahitsy
Antananarivo

Telephone

+261349617167

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miss Chic & Precieuse posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share