美滿記

美滿記 Miarahaba anao tongasoa eto amin'ny pejy, formation en ligne Manasa anao hanao formation Web ato aminay, natokana ho anao tia kirakira informatique izany. 😊

salama doholo isika rehetra tompoko,.  💫jiro chargeable @ panneau solaire💫Tena mety ho atsika rehetra rehetra mintsy izy...
06/07/2022

salama doholo isika rehetra tompoko,.
💫jiro chargeable @ panneau solaire💫
Tena mety ho atsika rehetra rehetra mintsy izy aminizao. .. Mazava be,sady miharitra be ny batterie,..
☣Panneau & jiro led mazava be no omena anao ,..... Misy prix de gros doholo ny amidinay rehetra an💝
☀Aza adino fa promotion vaovao be indray io an!😍
💫mety be ho atsika pivarotra io,
💫mety be ho any tsy mampiasa jirony jirama
💫tena mety ho atsika leo delestazy.,.,

☀azavana mamiratra😍
Araroty fa prix promotion indray
☑16.000ar monja☑
Manao livraison izahay an, à partir de 3.000ar jusqu'à 5.000ar,.
💫toerana tsy miova an,...ambohipo 😍
Contact: 034.90.723.68
032.28.943.81

Salama tompoko,.💫vaovao be indray no hatolotray ho anareo tompoko,.🎶promotion,.  Ho atsika ilay tia musique,.. Mety ho a...
04/07/2022

Salama tompoko,.
💫vaovao be indray no hatolotray ho anareo tompoko,.
🎶promotion,. Ho atsika ilay tia musique,.. Mety ho anao ito
🎵AKG vrais marque,.amin'ilay hôte qualité tsara,..

Misy,..
✔ control volume ..
✔ play, pause, micro,.
☑son tena woow😱 midoboka beuh😍 stéréo tsara beuh

💫misy maro ato fa aza tara ary,.
💫prix: 10.000ar ihany,..
☑manao livraison ,. À partir 3000ar katr@ 5.000ar, ...

Contact,. 034.90.723.68 na 032.28.943.81 ,.. Lieux, ambohipo

Ho anao mihintsy ity📁 Boky pdf izay ahitana ireto module ireto :📕 HTML (Teny gasy miampy fanazavana an-tsary)📕 CSS (Teny...
01/07/2022

Ho anao mihintsy ity
📁 Boky pdf izay ahitana ireto module ireto :
📕 HTML (Teny gasy miampy fanazavana an-tsary)
📕 CSS (Teny gasy miampy fanazavana an-tsary)
📕 JAVASCRIPT (Teny gasy miampy fanazavana an-tsary)

💰Vidiny 2.000ar izy rehetra
📛 Afaka alefa MP na email ilay izy.

Afaka miditra MP eto amin'ny pejy avy hatrany raha vonona sy liana ianao.

Misaotra tompoko

🍂Chargeur REGRSI🍂🦞Model FAST 4USB 6A (Matanjaka be💪🏻)👉🏻Marque regrsi Original certifie 👉🏻Boitier Fast 4 output USB👉🏻Avec...
29/06/2022

🍂Chargeur REGRSI🍂
🦞Model FAST 4USB 6A (Matanjaka be💪🏻)

👉🏻Marque regrsi Original certifie
👉🏻Boitier Fast 4 output USB
👉🏻Avec cable transfer Fast 6A réel 💝

Etat ; 10/10 sous carton
🥰Prix: 30.000ar
Manao livraison izahay,..
Misaotra tompoko
Lieux aty ambohipo

034.90.723.68
Aza tara ndray ary,...

Salama tompoko,PROMOTION BE INDRAY ITY🤩 :      👉🏿casque bluetooth mimi🐱 👈🏿🔸option; radio, CD card  ,bluetooth ,sns..🔸ten...
22/06/2022

Salama tompoko,
PROMOTION BE INDRAY ITY🤩 :

👉🏿casque bluetooth mimi🐱 👈🏿
🔸option; radio, CD card ,bluetooth ,sns..
🔸tena Tsara be io an, sady midoboka be!,💝 son stéréo tsara be💝, afaka misafidy couleur.
🅰Prix natao ho atsika rehetra,., 35.000ar seulement ,..
🅰Contact ; 034.90.723.68 na 032.28.943.81
Lieux Ambohipo, afaka mi livré ihn ko zahay,....
Aza tara ary,...

🚩Chapitre 2 : CSS3Lesona 6🔰 Création d’apparences dynamiques 🔰Faly miarahaba anao ny tenako androany 😊 izay elaela kely ...
21/06/2022

🚩Chapitre 2 : CSS3
Lesona 6

🔰 Création d’apparences dynamiques 🔰

Faly miarahaba anao ny tenako androany 😊 izay elaela kely izay.
Ny Css dia afaka anaovana transformation sy animation , ary izay toetra izay no anisany heriny .

Androany dia hianatra ny atao hoe : “ 💎Création d’apparences dynamiques💎 “ isika .

Mizara maroaro izy io fa ny androany dia ny fampiasana ny →:hover← no hianarantsika voalohany.

♻ Au survol

Raha adika tsotsotra ny atao hoe : “ au survol “ dia mihelana raha fiteny avy any avaratra .
Izany hoe raha mandalo eo amin’ny élément ray amin'ny page'nao ny curseur dia mihova bika hafa ilay élément .

🔸Ohatra :
Miloko mena ny titre page nao , rehefa alefa eo amin’ny titre ny curseur dia lasa miloko maitso izy rehefa avy eo ary raha esorina eo io curseur io dia miverina ho mena ilay titre.

🔸Fampiasa azy :

Code html :





Anjava


Mianatra animation



Code Css :
h1{
Color: rgb(197, 4, 4);
}
h1:hover{
Color: blue;
}

Andramo ary eh !
Hover = eo ambony ( h1:hover dia atao eo amboniny h1 ( curseur ) ).

♻ Au clic

Au clic (rehefa kitiana amin’ny sourie ) :

Raha te hanova apparence élément iray ao amin’ny page html rehefa cliquena ilay izy dia mampiasa pseudo-format →:active←

Mitovitovy amin’ny pseudo-format :hover ihany ny fampiasa azy .

Ny tsy mampitovy izy roa dia ny hover apetraka eo ambony ny curseur dia mihova ny apparence.

🔸Ohatra :

Code html :




active



facebook



Code Css :
a{
color: red;
}
a:active{
color: green;
}

Dia izay ny androany fa izao !!! tsy voatery lien hiany fa image ko afaka ampiasaina azy io …..sns !!!

Andramo ary manaova fanazarantena bediabe mihintsy

🅰 Boky pdf HTML, CSS & JS dia afaka jifainao ao amin'ny MP ato amin'ny page ihany.
Ny Vidiny dia : 2.500ar fotsiny ho an'ny anio sy ny ampitso ihany.
📛Afaka alefa MP na email, miandry anao ary oh😊

17/06/2022

Chapitre 1 : HTML5
Version pdf fa téléchargeo

🚩Ho anao ilay mila page nouvelle expérience ireny☺ :〽Afaka mamorona ho anao izahay eto amin'ny page.〽Ho vitainay hatrami...
13/06/2022

🚩Ho anao ilay mila page nouvelle expérience ireny☺ :
〽Afaka mamorona ho anao izahay eto amin'ny page.
〽Ho vitainay hatramin'ny farany ihany koa ny paramétrage rehetra vao omena anao ilay izy.
〽Ary afaka asiana protection de profil ihany koa ho Fanomezana manokana ho anao.

🅰 Omenao ahy ao amin'ny MP ny atao anaran'ilay page sy ny catégorie mety aminao atao amin'ny
🅰 Afaka asianao description rehefa azonao ilay izy.

Manasa anao ary hiditra MP ato amin'ny page raha liana ny amin'izany ianao. Inoako fa efa hainao sy hitanao izy ireny tahaka an'ity page'nay ity no endriny.

📛 Sarany tokana : 1.000ar
Pack création de page amin'ity herinandro ity.

MP ary oh (Message Privé)

Address

RN7
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:10 - 20:00
Tuesday 09:00 - 15:00
19:20 - 21:00
Wednesday 09:00 - 13:30
18:15 - 21:00
Thursday 09:00 - 21:00
Friday 09:00 - 20:30
Saturday 19:00 - 21:30
Sunday 18:00 - 21:00

Telephone

+261347262824

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 美滿記 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to 美滿記:

Share