Vente divers articles

Vente divers articles Vente divers Articles
lunettes,montre....

❌PROMOTION ❌ 12 000ar fotsiny dia mahazo solomaso 2 bé izao🎁Afaka atao idée cadeau Saint Valentin pour femme 🎁💻Miasa eo ...
11/02/2026

❌PROMOTION ❌

12 000ar fotsiny dia mahazo solomaso 2 bé izao

🎁Afaka atao idée cadeau Saint Valentin pour femme 🎁

💻Miasa eo Amin ny écran matetika ve ianao?
🎮Tia milalao jeu bé sur ordinateur na téléphone,na tablette....?
📺Tia mijery télé bé koa vé?

Harovy ny masonao MBA tsy harary na ho simba vokatry ny hazavana AVY Amin ny écran
Natao ho anao ireto solomaso ireto

✅Anti lumière bleue : Miaro ny masonao Amin ny hazavana manga avy Amin ny écran
✅Anti fatigue : Miaro ny maso MBA tsy ho reraka bé

Afaka atao monture ihany koa ireto solomaso ireto soloina verre correcteur

🛵Livraison à partir 4000ar
🚎Mandefa any Amin ny faritra
☎️0383437396
🏠 Ampitatafika arrêt bus lasantsy maty en face pizza factory

❌10 000ar ❌✅Mijery écran matetika vé ianao?Ordinateur, téléphone tablette....✅Mahatsiaro reradreraka vé ny masonao? ✅Mah...
29/01/2026

❌10 000ar ❌
✅Mijery écran matetika vé ianao?
Ordinateur, téléphone tablette....
✅Mahatsiaro reradreraka vé ny masonao? ✅Mahatsiaro tsy mahita tsara?

▶️ *solomaso anti lumière bleue no vahaolana ho anao*
- ✅ Miaro ny maso Amin ny hazavana manga manimba maso AVY Amin ny écran
- ✅ Mampihena harerahana na fahavizan’ny maso
- ✅ Mampitony ny fijery rehefa mijery écran lava
- ✅ Manampy anao ahita torimaso tsara kokoa amin’ny alina

🎯 Mety amin’ny:
- Mpiasa birao 💻
- Mpianatra 📝
- Mpampiasa téléphone lava na ordinateur ,tablette ....📱
- Zaza mijery écran 🧒

🛵Manao livraison
Mandefa any Amin ny faritra
☎️: 0383437396

❌10 000ar ❌✅Mijery écran matetika vé ianao?Ordinateur, téléphone tablette....✅Mahatsiaro reradreraka vé ny masonao? ✅Mah...
21/01/2026

❌10 000ar ❌
✅Mijery écran matetika vé ianao?
Ordinateur, téléphone tablette....
✅Mahatsiaro reradreraka vé ny masonao? ✅Mahatsiaro tsy mahita tsara?

▶️ *solomaso anti lumière bleue no vahaolana ho anao*
- ✅ Miaro ny maso Amin ny hazavana manga manimba maso AVY Amin ny écran
- ✅ Mampihena harerahana na fahavizan’ny maso
- ✅ Mampitony ny fijery rehefa mijery écran lava
- ✅ Manampy anao ahita torimaso tsara kokoa amin’ny alina

🎯 Mety amin’ny:
- Mpiasa birao 💻
- Mpianatra 📝
- Mpampiasa téléphone lava na ordinateur ,tablette ....📱
- Zaza mijery écran 🧒

🛵Manao livraison manomboka Amin ny 4000ar
Mandefa any Amin ny faritra
☎️: 0383437396
Mbola misy modèle hafa ao amin ny commentaire

Ho an izay te hanodim bola 💯Na izay mitady fanomezana ho an ny olontiany🎁🎁♥️Efa akaiky izao ny Saint Valentin Ireto misy...
15/01/2026

Ho an izay te hanodim bola 💯
Na izay mitady fanomezana ho an ny olontiany🎁🎁
♥️Efa akaiky izao ny Saint Valentin
Ireto misy
Idée cadeau Saint Valentin pour femme 🎁🎁
Idée cadeau d'anniversaire pour femme 🎁🎁
Montre + bracelet izy roa mitambatra no
20 000ar fotsiny
Manome prix de gros raha mbola hivarotra Mp ny prix de gros
🛵 Livraison à partir 4000ar
Mandefa any Amin ny faritra
☎️:0325096017

Manomboka @ 10 000ar dia mahazo🕶️Lunette de protéction 🕶️Lunette photochromique Ny photochromique dia karazana verre sol...
13/01/2026

Manomboka @ 10 000ar dia mahazo
🕶️Lunette de protéction
🕶️Lunette photochromique

Ny photochromique dia karazana verre solomaso izay miova loko ho maizina rehefa tratran'ny hazavana masoandro (UV), ary miverina ho mazava rehefa ao anaty alokaloka na ao an-trano.

Raha atao tsotra:
- Ao anaty trano: mazava toy ny solomaso mahazatra.
- Ao ivelany (andro masoandro): miova ho maizina ho toy ny contre-soleil.

Tombony:
✅Solomaso iray ihany no ampiasaina fa tsy manovaova intsony hoe manao contre soleil rehefa ivoaka eny ivelany
✅ Miaro ny maso amin’ny UV amin’ny fomba mahomby.
✅ Tena mety amin’ny olona mivezivezy ivelany sy anatiny

Afaka soloina verre correcteur
🛵 Livraison manomboka amin ny 4000ar
Mandefa any Amin ny faritra
☎️: 0383437396

Lunette percé jaguar 25 000ar Protéction UV Livré avec chiffon et étui Livraison à partir 4000ar☎️:0383437396
30/12/2025

Lunette percé jaguar
25 000ar
Protéction UV
Livré avec chiffon et étui
Livraison à partir 4000ar
☎️:0383437396

❌Promo 12 000ar❌Amin izao akaiky fety izao dia manao promotion bé izahay ho fanomezana fahafaham po anaoLunette de solei...
22/12/2025

❌Promo 12 000ar❌
Amin izao akaiky fety izao dia manao promotion bé izahay ho fanomezana fahafaham po anao
Lunette de soleil Aviator
Protection UV
Bé couleur azo isafidianana
🛵 Livraison À partir ny 4000ar
☎️ 0383437396
Mandefa any Amin ny faritra
Manome prix de gros Raha Mbola hivarotra

Lunette vision NocturneNatao ho an ireo mpitondra moto .tombila.biskleta na atao geste fotsiny koa ary tsy maninona☎️038...
10/12/2025

Lunette vision Nocturne
Natao ho an ireo mpitondra moto .tombila.biskleta na atao geste fotsiny koa ary tsy maninona
☎️0383437396
🛵Livraison possible à partir 4000ar
Mandefa any amin ny faritra
Manome prix de gros raha mbola hivarotra

‼️Arovy Amin ny masoandro ny masonao ‼️Mampiasa solomaso photochromique ♥️Miaro ny maso Amin ny UV♥️Miova loko rehefa en...
08/12/2025

‼️Arovy Amin ny masoandro ny masonao ‼️
Mampiasa solomaso photochromique
♥️Miaro ny maso Amin ny UV
♥️Miova loko rehefa eny Amin ny mazava
♥️Miaro ny masonao amin ny écran
Vidiny 10 000ar monja
Manao livraison/ mandefa any Amin n'y faritra
☎️ 0383437396

Alefa ireo no antsika e 🥰  Denise D lain 🥰
20/09/2025

Alefa ireo no antsika e 🥰
Denise D lain 🥰

Address

Behoririka
Antananarivo

Telephone

+261329634299

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vente divers articles posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share