𝓘𝓷𝓲𝓬𝓲𝓮𝓵

𝓘𝓷𝓲𝓬𝓲𝓮𝓵 Vos "must have"🤗💗✨
Un seul p'tit like de vous suffit largement pour me motiver à avancer.🥹💙
(1)

Hello!Hello❤Tonga dia alefako 18000ar daholo amin'izay ireto T shirt blanc à motif mamikely ireto.🥹😻Taille S et M.Tonga ...
23/03/2026

Hello!Hello❤
Tonga dia alefako 18000ar daholo amin'izay ireto T shirt blanc à motif mamikely ireto.🥹😻
Taille S et M.
Tonga dia miditra mp izay haka.✅

Mbola misy hatrany ny éponge de bain exfoliant 🧽🫧🌸Mi-gommer tsara ny hoditra sady manala ny peau morte.🌸Mi-exfolier en d...
18/03/2026

Mbola misy hatrany ny éponge de bain exfoliant 🧽🫧
🌸Mi-gommer tsara ny hoditra sady manala ny peau morte.
🌸Mi-exfolier en douceur
🌸Mampalama tsara ny hoditra✨
🌸Malefaka tsara sady tsy agressif ho an'ny hoditra
Midira mp ao amin'ny page izay liana🥰

Résumé kely ny article dispo ato mandrapahatonga ny arrivage manaraka😍📦Efa eo ambanin'ny sary tsirairay ny détails ✨Misy...
16/03/2026

Résumé kely ny article dispo ato mandrapahatonga ny arrivage manaraka😍📦
Efa eo ambanin'ny sary tsirairay ny détails ✨
Misy atao prix promo🥹💗
Jp en mp avec contact et lieu de livraison

Te hanana tarehy madio, glowy ve ianao? Glass skin eh😍Arrivage Cleanser💙🤍  "Whitening & Freckle Removing Cleanser" ✅ Man...
12/03/2026

Te hanana tarehy madio, glowy ve ianao? Glass skin eh😍
Arrivage Cleanser💙🤍
"Whitening & Freckle Removing Cleanser"

✅ Manala tasy sy mony: Diovina hatrany am-potony ny loto sy ny tasy maty.
✅ Mampamirapiratra: Manome loko mazava sy mirindra amin'ny fomba natoraly.
✅ Mety amin'ny rehetra: Na dia sensible aza ny hoditrao, dia tsy mampahatahotra ny mampiasa azy.
✅Mampifandanja ny menaka: Manala ny "gras" be loatra nefa tsy mampamaina ny tarehy

FOMBA FAMPIASANA AZY:
1️⃣ Sasao amin'ny rano matimaty ny tarehy mba hisokatra ny "pores".
2️⃣ Asio kely eo amin'ny felan-tanana ny savony dia koseho kely mandra-pisy "mousse".
3️⃣ Hafany moramora amin'ny tarehy mandritra ny 1 ka hatramin'ny 2 minitra (fadio ny maso).
4️⃣ Kobany amin'ny rano madio ary fafao amin'ny lamba madio sy malefaka.
Prix :15000ar ny 2. (Tsy mandeha singany nefa)

☔Arrivage Parapluie transparente☔Tena hoe manjakely sady amin'ilay tendance be amin'izao😍💗Tena pinterestable be wa😻🛍Prix...
12/03/2026

☔Arrivage Parapluie transparente☔
Tena hoe manjakely sady amin'ilay tendance be amin'izao😍💗
Tena pinterestable be wa😻🛍
Prix unitaire: 12000ar.
Jp en mp avec contact et lieu de livraison.

❌Stock épuisé❌
11/03/2026

❌Stock épuisé❌

Mamy kely kosa ireto eh.🥺La porte clé qui fait dire waouh🤩💗Porte clé minialbum💗Afaka atao cadeau ho an'ny meilleure amie...
10/03/2026

Mamy kely kosa ireto eh.🥺La porte clé qui fait dire waouh🤩
💗Porte clé minialbum💗
Afaka atao cadeau ho an'ny meilleure amie na copine na copain dia asiana sarinareo🥹🎁
Antonona 20 photos sady matevina be ny pageny🥹✨
Dispo en 3 couleurs: violet, blanc, bleu
À seulement 15000ar l'unité.

Arrivage mini-lisseur manjakely💇🏻❤Antonona anaty poketra👜Pratique be sady format kely manjakely😍Tsy mandoro volo satria ...
08/03/2026

Arrivage mini-lisseur manjakely💇🏻❤
Antonona anaty poketra👜
Pratique be sady format kely manjakely😍
Tsy mandoro volo satria 160°C ny hafanany🌡
Jp en mp avec contact et lieu de livraison

Profitez de cette arrivage de chaine de hanche inoxydable Manja kely akia😍💫 Manasongadina taille tsara 🥹1️⃣ Spirale – cl...
02/03/2026

Profitez de cette arrivage de chaine de hanche inoxydable
Manja kely akia😍
💫 Manasongadina taille tsara 🥹
1️⃣ Spirale – classy & luxe vibe
2️⃣ Papillon – douce & élégante 🌸
✔ Ajustables
✔ Legers
✔ Attirants
⚡ Stock très limités
Mp izay haka fa tena ataoko mora kely🥹🥰

Hello🥰3 pièces sisa ny Gua Sha antsika ah🌸🫧Ilaina be mihintsy amin'ny routine skincare👌🏻En acrylique izy ity ah✨ (tena m...
23/02/2026

Hello🥰
3 pièces sisa ny Gua Sha antsika ah🌸🫧
Ilaina be mihintsy amin'ny routine skincare👌🏻
En acrylique izy ity ah✨ (tena mafy be)
À 6000ar seulement.
Efa misy vidéo manazava ny fampiasana azy ao amin'ny publication ao amin'ny page🥰
Jp en mp + contact et lieu de livraison

😍Mini-bandoulière pour telephone avec motif coeur🫶🏻👉🏻Dos transparent🤍👉🏻Qualité tena tsy ho teneniko intsony🥹✨👉🏻7 be izao...
20/02/2026

😍Mini-bandoulière pour telephone avec motif coeur🫶🏻
👉🏻Dos transparent🤍
👉🏻Qualité tena tsy ho teneniko intsony🥹✨
👉🏻7 be izao ny couleurs dispo amin'ity: 𝒃𝒍𝒆𝒖, 𝒈𝒓𝒊𝒔 𝒇𝒐𝒏𝒄𝒆́, 𝒓𝒐𝒖𝒈𝒆, 𝒈𝒓𝒊𝒔 𝒄𝒍𝒂𝒊𝒓, 𝒓𝒐𝒔𝒆 𝒄𝒍𝒂𝒊𝒓, 𝒗𝒆𝒓𝒕 𝒇𝒐𝒏𝒄𝒆́, 𝒓𝒐𝒔𝒆 𝒇𝒐𝒏𝒄𝒆́ 𝒆𝒕 𝒏𝒐𝒊𝒓.
👉🏻Sady manjakely nareo miaraka amin'ito🥹
Mp avy hatrany izay hanao commande
Manao livraison partout à Madagascar🛵📦

Rankizy oh🥹Ndao hanohana ny vita malagasy miaraka amin'i 𝓘𝓷𝓲𝓬𝓲𝓮𝓵 ❤ 🇲🇬Sac+Chapeau manjakely😍4 modèles avec plusieurs coul...
17/02/2026

Rankizy oh🥹
Ndao hanohana ny vita malagasy miaraka amin'i 𝓘𝓷𝓲𝓬𝓲𝓮𝓵 ❤ 🇲🇬
Sac+Chapeau manjakely😍
4 modèles avec plusieurs couleurs disponibles✨
Mp izay hanao commande.
Manao livraison izahay🛵

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝓘𝓷𝓲𝓬𝓲𝓮𝓵 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share