𝒦ℯ𝒾𝓃𝓃𝒾ℯ β„’.π’œ.𝒦

𝒦ℯ𝒾𝓃𝓃𝒾ℯ β„’.π’œ.𝒦 ☘️ Nous allons vous partager des diffΓ©rentes articles ( Bijoux, sac, montre, etc ... ) ☘️

13/03/2026

Asio tsiky2 kely aloha amzao faran'ny herinandro zaoπŸ˜‚πŸ˜ . Tsy mety anao directeur indray ramseh πŸ™ˆπŸ€£πŸ€£

Liquidation βœ…β€ΌοΈ Tout Γ  5000Ar ❀️✨
11/03/2026

Liquidation βœ…β€ΌοΈ Tout Γ  5000Ar ❀️✨

Hello les filles ❀️Haut pas plus de 5000Ar Taille et prix sur chaque photoBonne semaine daholo 😍😍✨
09/03/2026

Hello les filles ❀️
Haut pas plus de 5000Ar
Taille et prix sur chaque photo
Bonne semaine daholo 😍😍✨

01/03/2026

Andao hanao m**o anana indray aloha 😁πŸ₯¦πŸ§…

23/02/2026


Mamy anie zany ❀️❀️

22/02/2026




Mba mizara kelu fa indray2 izy io mivoka be indraindray eo2 dia indraindray tsy mivoaka mihitsy de fatoraka any πŸ˜‚πŸ˜‚
Tsy dia nanao volo intsonu ah hatramin'izay nahaizako azy ty fa zao mba misy jerena ilay volo sady otran oe mba mis volume ❀️❀️

PS : BΓ  spΓ©cial hanaovana volo fa tsy bΓ  kiraro maimbo from a πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚ . Mividia bΓ  lava vao2 mitsy anaovana azy

21/02/2026

Story time πŸ₯ΊπŸ˜”
Nahita ankizy kely narary un izy dia izay no tantarainy eto . πŸ₯ΊπŸ’€
Indraindray ah tsy miertrertra zany oe zazakely no resahako fa olondehibe kely ❀️❀️
Mamy be ty olona kely ty.

15/02/2026

Bon dimanche 😁❀️

Ande hanao prise de masse sy hikotrana amin'izay fa lazain'olona fa tsy zanako Keilah πŸ˜‚πŸ₯±πŸ˜‹πŸ”₯Omeo astuce mitsy aloha ka 🫣Bo...
04/12/2025

Ande hanao prise de masse sy hikotrana amin'izay fa lazain'olona fa tsy zanako Keilah πŸ˜‚πŸ₯±πŸ˜‹πŸ”₯
Omeo astuce mitsy aloha ka 🫣
Bonne journΓ©e daholo πŸ’–

30/11/2025

Hello . ialana tsiny @ fahatarana kely
dia arabaina i Mampionona Raharimalala fa ianao no nahazo ny loka
Afaka miditra Mp πŸ’žπŸ₯°
Mankasitraka ho anareo rehetra nandray anjara dia mbola ho avy fona ny jeux fa aza miala lavitra .
Bon dimanche daholo

26/11/2025

Hello . πŸ”₯
Nohon'ny olana izay nitranga tamiko dia ahemotra amin'y asabotsy ny tirage au sort amin'ilay jeux antsika . Mirary soa dia samia mitandrina ary aza adino ny mivavaka fa efa ratsy ny olona amin'izao ary ny loza tsy mampilaza izany rehefa oavy . πŸ₯ΊπŸ˜’😴
‼️Aza mahatoky ny tenanao fa matokia an'Andriamanitra .
Samia voatahy daholo ❀️

Address

Itaosy
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 21:00
Tuesday 09:00 - 21:00
Wednesday 09:00 - 21:00
Thursday 09:00 - 21:00
Friday 09:00 - 21:00
Saturday 09:00 - 21:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝒦ℯ𝒾𝓃𝓃𝒾ℯ β„’.π’œ.𝒦 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share