13/04/2026
MICRO SANS FIL MARQUE
65.000ar MICRO SANS FIL+ ACCESSOIRES COMPLET . MIARAKA NY ACCESSOIRES COMPLET REHETRA HITANAO AMIN'NY SARY IREO. Tsy mila chargeur pile hafa intsony fa amin'ny vatany micro ihany no hichargena azy.
Professionnel be, Sensible be ( tsy mila tohofana) , feony tena mazava be afaka manao essai tsara rehefa mividy, distance 80 mètres, mande 5volt, mety be ampiasaina ao am-piangonana, ao an-trano, karaoké, conférence etc..
Tena mora loatra 65.000ar fotsiny ato aminay ihany, micro sans fil complet : Pile micro rechargeable, récepteur rechargeable, efa misy protection micro 2, éponges 02, adaptateur, câble chargeur type C.
VAOVAO BE , vitsy ihany sisa.
Manao livraison Tanà sy Province
☎️034.31.712.50 / 033.79.238.10