Bijouterie mimi

Bijouterie mimi Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bijouterie mimi, Jewellery & watches shop, Antananarivo.

💎Grossiste volafotsy tefy machine sy tefy tanana💎
💎 Mandray commande mombany volafotsy sy volamena, vitanay daholo izay modèle ilainao 👌
💎Manao livraison sy mandefa any @ faritra rehetra manerana ny NOSY
💎 0387523828 Mvola: Emelie

coucou 🥰😘ireto indray ny bague disponible ato @ boutique anay an😊👉 efa mipetraka @ sary n'y détails rehetra 👉 boutique :...
23/04/2026

coucou 🥰😘
ireto indray ny bague disponible ato @ boutique anay an😊
👉 efa mipetraka @ sary n'y détails rehetra
👉 boutique : dalle Itaosy akaiky banque BOA
📞☎️ 0387523828

Mbola misy 1 disponible ity collier infini mahafatifaty Kely ity an 🥰 35 000 ar ny prix any , 45 cm n'y halavany 👉 manao...
13/04/2026

Mbola misy 1 disponible ity collier infini mahafatifaty Kely ity an 🥰
35 000 ar ny prix any , 45 cm n'y halavany
👉 manao JP izay haka azy ary😍
👉 boutique : dalle Itaosy akaiky banque
☎️📞 0387523828


Bonjour 🥰ity Ary Ilay chevalier andehilahy miaraka @ vato oeil de tigre oan' Ilay manontany ato @ mp ohh🥰👉 taille 61/ 62...
13/04/2026

Bonjour 🥰
ity Ary Ilay chevalier andehilahy miaraka @ vato oeil de tigre oan' Ilay manontany ato @ mp ohh🥰
👉 taille 61/ 62 no mety aminy an✅
👉 220 000 ar
👉 afaka jifainao mivantana ety @ boutique na livrenay any aminao
🎇 boutique : dalle Itaosy akaiky banque
📞☎️ 0387523828

Mbola manana bracelet modèle unique vitsy2 isika ato @ boutique an✅💥 taille réglabe daholo ireo ...izany oe mety foana n...
01/04/2026

Mbola manana bracelet modèle unique vitsy2 isika ato @ boutique an✅

💥 taille réglabe daholo ireo ...izany oe mety foana na hoany Kely tanana na ireo mañana tanana somary lehibe ny tour de poignet any✅

💥 Efa mipetraka @ sary ny détails ✅
💥 Boutique : dalle Itaosy akaiky banque ✅

☎️📞 0387523828

coucou daholo😘😘👉 Ireto indray n'y collier volafotsy afaka jifainao avy hatrany ato am boutique nay an🥰🥰👉 Efa mipetraka @...
24/03/2026

coucou daholo😘😘
👉 Ireto indray n'y collier volafotsy afaka jifainao avy hatrany ato am boutique nay an🥰🥰
👉 Efa mipetraka @ sary ny détails rehetra ✅

💥 Manao livraison manerana ny Nosy izahay
💥 boutique : dalle Itaosy akaiky banque BOA

☎️📞 0387523828

Parrure mini prix 👌✅Argent avec garantie ✅boutique : dalle Itaosy près du banque BOA ✅ ☎️📞 0387523828
22/03/2026

Parrure mini prix 👌✅
Argent avec garantie ✅

boutique : dalle Itaosy près du banque BOA ✅
☎️📞 0387523828

Kavipetaka volafotsy indray an🥰🥰Sady prix de gros io na maka 1 aza d' efa mahazo 👌👌
22/03/2026

Kavipetaka volafotsy indray an🥰🥰
Sady prix de gros io na maka 1 aza d' efa mahazo 👌👌

coucou 😘👉ireto ny parrure volafotsy disponible ato @ boutique an✅👉 Boutique : dalle Itaosy akaiky banque BOA ✅ ☎️📞 03875...
22/03/2026

coucou 😘
👉ireto ny parrure volafotsy disponible ato @ boutique an✅
👉 Boutique : dalle Itaosy akaiky banque BOA ✅
☎️📞 0387523828

💥Félicitations ianao nahazo Mvola 5000 ar 🥰✅💥 Manasa anao hiditra mp maka n'y lokanao tompoko 🥰
18/03/2026

💥Félicitations ianao nahazo Mvola 5000 ar 🥰✅
💥 Manasa anao hiditra mp maka n'y lokanao tompoko 🥰

Ndao asina Jeux Mvola indray fa mangingina izy zany eee😍😍Mvola 5000 ar izay voasarika rahampitso an😍😍👉 Manao JP ato @ co...
17/03/2026

Ndao asina Jeux Mvola indray fa mangingina izy zany eee😍😍
Mvola 5000 ar izay voasarika rahampitso an😍😍
👉 Manao JP ato @ commentaires
👉Mentionné namana 5 miabonneé n'y page
👉Manao partage max anaty groupe varotra sy volafotsy ✅
👉 Rahampitso n'y fisarihana
👉 Mazotoa milalao Ary ohh😘😘

🎇 collier Matevina Sady tsara tefy bé 😍😍🎇 380 000 ar prix 🎇 dispo de suite ✅
17/03/2026

🎇 collier Matevina Sady tsara tefy bé 😍😍
🎇 380 000 ar prix
🎇 dispo de suite ✅

🌸 Collier pendentif Lacroix 🌸 Misy andehibe sy ankizy 🌸 prix : 55 000 ar 🌸 boutique : dalle Itaosy akaiky banque BOA 🌸 0...
17/03/2026

🌸 Collier pendentif Lacroix
🌸 Misy andehibe sy ankizy
🌸 prix : 55 000 ar

🌸 boutique : dalle Itaosy akaiky banque BOA
🌸 0387523828

Address

Antananarivo

Telephone

+261387523828

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bijouterie mimi posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share