Rasoa Création

Rasoa Création Rasoa Création is a page dedicated to Rasoanaivo Hanitrarivo's artistic creation. Each piece is unique with a special meaning

It features her ethnic jewelleries and accessories inspired by her traditional beliefs and modern approach to creation. Firavaka misy dikany - Jewellery with synonyms
Je vous présente quelques sortes de bijoux que je fabrique. Je m'inspire de la position des astres et du calendrier lunaire de votre date de naissance pour les fabriquer. J'incorpore un "vakana" ou perle en français qui correspond à

votre signe astrologique selon la croyance de mes ancêtres. Ainsi, je crée un bijou d'un style et d'une couleur unique que pour vous! Vous pouvez faire une commande en indiquant le modèle que vous souhaitez et ensuite laissez l'artiste faire...

Ireto firavaka ireto dia santionany ihany amin'ireo karazana maro be izay amboariko. Avy amin'ny fipetrakin'ny volana sy masoandro amin'ny daty nahaterahanao no mahatonga ny haingam-panahiko manao azy. Noho izany dia tsy misy mitovy na iray aza fa samy manana ny vintany sy ny zavatra hinoany ny tsirairay. Azonareo atao ny mampanamboatra izay tianareo na safidinareo fa ny famoronana kosa dia avelao ho an'ny mpanakanto...

Here are some of the jewelleries that I make. My inspiration comes from the astrology and moon calendar of your date of birth. I incorporate a bead called "vakana" that relates to your well being according to my ancestors beliefs, thus your jewellery is unique to you in colours and in synonyms. You can place an order by pointing a model that you like and let the artist do the work...

Sary farany alefa eto aloha ahitanareo ny asa sy ilay fotoana hanaovana zavatra toy izao! Tena nisosa nanao ireto firava...
03/03/2026

Sary farany alefa eto aloha ahitanareo ny asa sy ilay fotoana hanaovana zavatra toy izao! Tena nisosa nanao ireto firavaka ireto satria niara tonga ny vato tsy fahita firy kanefa eto Madagasikara nanaovana azy! Mirary soa be ho anareo

TSY MANDRAY COMMANDE MIHITSY ALOHA IZAO FA HANOMBOKO HIJERY IREO TAMIN’NY JANVIER 2025 😁 MIALA TSINY TOMPOKO 🙏

Vato tsara tarehy tena hafa kely, vao tonga dia narafitro ho an’ny “Lion” nasiako manarimbitana vavy. Lokon’ny masoandro...
02/03/2026

Vato tsara tarehy tena hafa kely, vao tonga dia narafitro ho an’ny “Lion” nasiako manarimbitana vavy. Lokon’ny masoandro, ny tany , ny afo 🔥-ajustable 17cm- 19cm
LASAN’NY TOMPONY 🙏

N.B: Miaraka ireo kavina sy bracelet fa tsy sarahina

Fampahatsahivana kely re rehefa manao commande ianareo dia misy ireto saronakarona ireto fitoerany izay ankizy kamboty n...
02/03/2026

Fampahatsahivana kely re rehefa manao commande ianareo dia misy ireto saronakarona ireto fitoerany izay ankizy kamboty no nampianariko mba manao asatanana tsara voatra ka raha tianareo ilay izy dia mba makà iray hampirimana ny firavakareo rehefa tsy hanaovana iny fa mba sady mahasoa azy ilay izy no mety amin’ny vakanareo e!🙏😍 misaotra tompoko.

Amiko farak’izay tsara daholo izay firavaka ataoko satria ampifanarahako amin’ny vintanao ary tena handaniako andro. Fa ...
02/03/2026

Amiko farak’izay tsara daholo izay firavaka ataoko satria ampifanarahako amin’ny vintanao ary tena handaniako andro. Fa ity kosa nalaiko sary maraina, nalaiko indray tolakandro fa tena afapo tanteraka aho ary tena faly! Enga anie ianao ho faly toa ahy koa 😍

(Jerena fotsiny fa efa misy lehilahy tompony izay any alavitra any 🙏)

Vita daholo ilay anareo! Miavaka tahakan’ny masoandro tokana an-tany ny anareo. Fa any izay Erick izay, mbola tsy hitako...
25/02/2026

Vita daholo ilay anareo! Miavaka tahakan’ny masoandro tokana an-tany ny anareo. Fa any izay Erick izay, mbola tsy hitako maso fa dia nahitako zavatra special be izy, tsy mahagaga fa Alahamady e, fa ny tanako sy saiko ary ny foko dia misosasosa fotsiny manao an’ito zavatra sarotra be sy mandany andro ito kanefa tsara tarehy be ery… Aza maika aloha Erick fa hiandriaka ity!…
Misaotra an’io vozongo kely io koa mba nankasitraka tanteraka ilay asan-tanako.

Hafatra kely, aza maka tahaka fa lasa tsy misy dikany anie ilay izy e! 😌
Rasoa is Rasoa. 🙏

Ankoatr’ilay collier sy kavina voalohany dia indreto misy bracelets sy collier nataoko fotsiny amin’izao rehefa izaho ts...
23/02/2026

Ankoatr’ilay collier sy kavina voalohany dia indreto misy bracelets sy collier nataoko fotsiny amin’izao rehefa izaho tsy misy mandrebireby iny ka lazao raha misy haka fa mbola miandry tompony ireo

Hilazana ianareo fa:1- manoratra aminao izahay rehefa hoe ho ataon-dRasoa ilay anao! 🤗2- Raha mbola tsy misy tompony fa ...
13/02/2026

Hilazana ianareo fa:
1- manoratra aminao izahay rehefa hoe ho ataon-dRasoa ilay anao! 🤗

2- Raha mbola tsy misy tompony fa zavatra noforon-dRasoa amin’izao fotsiny dia lazainay ihany ianareo fa jereo tsara

3- rehefa raikitra fa ho atao ilay anao dia lazao raha livrer-na na koa asiana ilay saronakarona kely amboarin’ny tovovavy mianatra perfection asatanana ato tompoko! 🙏
An’olona mafy toto izay io! 🤭

Address

Antshow
Antananarivo
101

Telephone

0344184329

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rasoa Création posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Rasoa Création:

Share

Our Story

Firavaka misy dikany - Jewellery with synonyms Je vous présente quelques sortes de bijoux que je fabrique. Je m'inspire de la position des astres et du calendrier lunaire de votre date de naissance pour les fabriquer. J'incorpore un "vakana" ou perle en français qui correspond à votre signe astrologique selon la croyance de mes ancêtres. Ainsi, je crée un bijou d'un style et d'une couleur unique que pour vous! Vous pouvez faire une commande en indiquant le modèle que vous souhaitez et ensuite laissez l'artiste faire... Ireto firavaka ireto dia santionany ihany amin'ireo karazana maro be izay amboariko. Avy amin'ny fipetrakin'ny volana sy masoandro amin'ny daty nahaterahanao no mahatonga ny haingam-panahiko manao azy. Noho izany dia tsy misy mitovy na iray aza fa samy manana ny vintany ny tsirairay. Azonareo atao ny mampanamboatra izay tianareo na safidinareo fa ny famoronana kosa dia avelao ho an'ny mpanakanto... Here are some of the jewelleries that I make. My inspiration comes from the astrology and moon calendar of your date of birth. I incorporate a bead called "vakana" that relates to your well being according to my ancestors beliefs, thus your jewellery is unique to you in colours and in synonyms. You can place an order by pointing a model that you like and let the artist do the work...