Tsena Mafinaritra

Tsena Mafinaritra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tsena Mafinaritra, Antanimena, Antananarivo.

Air fryer Silver Crest 2400w 6litres.Friteuse à air chaud comprimé. Izy io dia fanendasana nahandro toy ny frity, roti, ...
05/03/2023

Air fryer Silver Crest 2400w 6litres.
Friteuse à air chaud comprimé. Izy io dia fanendasana nahandro toy ny frity, roti, sns izay tsy mila menaka be intsony. Menaka na tobera na saosy kely fotsiny no asafosafo amin'ny kinendy dia voahendiny tsara izany amin'ny alalan'ny air chaud comprimé izay mahasolo ny menaka fanendasana. Ary tsy misy fiantraikany eo amin'ny fahasalamana ny fampiasana azy.

Prix 220.000ar

Mbola vaovao sous carton, afaka manao livraison manerana an'ny Madagascar.
Cont0389162441

Capteur wifi modèle outdoor. Compatible amin'ny ordinateur ihany izyCable 5m, frequence 2,4GHz 150Mbps 13dBi.Apetraka iv...
05/03/2023

Capteur wifi modèle outdoor.
Compatible amin'ny ordinateur ihany izy
Cable 5m, frequence 2,4GHz 150Mbps 13dBi.
Apetraka ivelan'ny trano, amin'ny toerana ambony izy, dia installé-na ny driver miaraka aminy.

Prix: 90.000ar
Afaka manao livraison TANA PROVINCE
Cont038 91 624 41

Mini caméra caché Inona no ilaivana azy?==>  Tena ilaina be tokoa izy an satria:Afaka anaovana porofo tsy azo lavonaAfak...
05/03/2023

Mini caméra caché
Inona no ilaivana azy?
==> Tena ilaina be tokoa izy an satria:
Afaka anaovana porofo tsy azo lavona
Afaka hanaraha-maso olona mampiahiahy
Afaka itsikilovana ny zava-miseho marina

Mahazaka hatramin'ny carte sd 32go izy. Afaka anaovana enregistrement vidéo izy ny sary sy feo dia mazava tsara daholo. Mety angalana sary koa. Mahita alina izy ary misy mode detection de mouvement.

Prix: 90.000ar
Manao livraison
Cont0389162441

Mixeur blender Silver CrestMatanjaka be 4500w 15vitesses réglablesNa atao fanaovana jus na atao fitotona zavatra mafy to...
05/03/2023

Mixeur blender Silver Crest
Matanjaka be 4500w 15vitesses réglables
Na atao fanaovana jus na atao fitotona zavatra mafy toy ny glaçon, soja, voamaina sns... dia vitany tsara daholo.
Lame maranitra be sy matevina, ny moteur lehibe sy tena matanjaka be, engrenage vy.
Na miasa 24h tsy mijanona aza izy dia tsy mi-chauffe izany.

Prix 140.000ar
Vaovao sous carton. Afaka manao livraison manerana an'ny Madagascar
Mp ary na miantso anay tompoko
Cont0389162441

Stylo Caméra: Inona no ilaivana azy?==>  Tena ilaina be tokoa izy an satria:Afaka anaovana porofo tsy azo lavonaAfaka ha...
05/03/2023

Stylo Caméra: Inona no ilaivana azy?
==> Tena ilaina be tokoa izy an satria:
Afaka anaovana porofo tsy azo lavona
Afaka hanaraha-maso olona mampiahiahy
Afaka itsikilovana ny zava-miseho marina

Izy io dia stylo misy caméra izay sarotra ho an' ny be sy maro no mamantatra izany. Kanefa toy ny stylo rehetra ihany izy, afaka manoratra no sady mihaja.
Caméra HD 720p izy mazava tsara, afaka maka sary izy, afaka maka vidéo miaraka amin'ny feo mazave be.
32Go be zao ny carte SD farany zakany.

Efa misy cable usb miaraka aminy, fi-chargé-na azy, dia afaka branché-na amin'ny ordinateur koa afahana mijery izay voatsikilony. Afindra amin'ny finday ny carte sd raha jerevana amin'ny finday izany.

Prix: 90.000ar
Mbola vaovao sous carton, afaka manao livraison manerana an'ny Madagascar.
Cont0389162441

Address

Antanimena
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsena Mafinaritra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share