13/05/2026
📢 𝐅𝐀𝐌𝐏𝐀𝐍𝐃𝐑𝐄𝐍𝐄𝐒𝐀𝐍𝐀:
𝑭𝒊𝒐𝒗𝒂𝒏'𝒏𝒚 𝒇𝒐𝒕𝒐𝒂𝒏𝒂 𝒇𝒊𝒂𝒊𝒏𝒈𝒂𝒏'𝒏𝒚 𝒔𝒂𝒎𝒃𝒐 𝑯𝒆𝒓𝒎𝒆̀𝒔 𝑻𝒓𝒂𝒏𝒔𝒑𝒐𝒓𝒕 𝑬𝒙𝒑𝒓𝒆𝒔𝒔
Noho ny antony tsy azo anoharana vokatry ny aratsian'andro, dia indrisy fa voatery najanona ny fiaingan'ny sambo izay tokony ho tamin'ny 3 ora tolakandro androany miainga avy eto Mananara Avaratra.
Ho alefa eto ihany ny vaovao fiangana manaraka.
Afaka mandray entana alefa ihany izahay Raha misy entana alefa. 🚢
Contact Mananara: +261 34 26 550 44